Handball – “Mada senior 2025” : Nisongadina ny ekipan’Atsinanana
[Newsmada - Madagascar] - 31/10/2025
Nanomboka omaly, tao amin’ny Kianja mitafo Arena Sport Toamasina, ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja handball. Fifaninanana natokana ho an’ny sokajy Senior, lahy sy vavy. Nisongadina avy hatrany ny ekipan’Atsinanana, satria nivoaka ho mpandrey avokoa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Momota au Palais des Sports: « 60% des spectateurs sont des adultes »
Pour clôturer l’année en beauté, Live Prod organise ce dimanche à partir de 14h30 au Palais des Sports et de la (…)
[Newsmada] - 13/12/2025
Lalao Fihezama 2025 : Any Manjakandriana, ny 20 sy 21 desambra
Any Manjakandriana indray no hanatanterahana ny Lalao Fihezama (Fitaizana herin’ny zatovo malagasy), ny 20 sy 21 (…)
[Newsmada] - 11/12/2025
« Madagaslam Festival » : Tompondakan’i Madagasikara 2025 i Ma Fia
Naharesy lahatra olona maro i Ma Fia, vao nisalotra ny anaram-boninahitra, tompondakan’i Madagasikara amin’ny (…)
[Newsmada] - 8/12/2025
TARATRY ny KANTO
Nanoro lalana ireo mpanoratra ny Opération Bokiko. Anisan’ny nozarain’ny filohan’ny fikambanana, Holy Danielle, io (…)
[Newsmada] - 8/12/2025
Kitra D2 – « Poule des As » : Resin’ny Clinique Zanatany ny CosPN
Nanomboka omaly, teny amin’ny Kianja Ambohidratrimo, ny andro voalohany amin’ny “Poule des As”, fifanintsanana (…)
[Newsmada] - 11/12/2025

