Baolina kitra – Cosafa U17 : Nidiram-baolina 13 ny Barea zandriny

[Newsmada - Madagascar] - 17/09/2025
Nangidy sy navesatra tamin’ny mpitia baolina kitra ny vokatra azon’ny Barea, nandritra ny fifaninanana ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika (Cosafa cup), sokajy U17. Faharesena telo no azo ary nitana ny rambony tao amin’ny vondrona “B” izy ireo. “Resy lava!” Nosem­banin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

“Karate-Mada”, olon-tokana : Mpikatroka 450 hifaninana any Antsirabe
Hanomboka anio, ao Vaki­nankaratra, ny fiadiana ny tom­pondakan’i Madagasikara, taranja karate, ho an’olon-tokana, (…)
[Newsmada] - 31/10/2025
Pétanque – Mondiaux Jeunes : Madagascar champion du monde en doublette mixte
Madagascar triomphe aux Championnats du monde juniors de pétanque 2025 à Isla Cristina ! L’équipe de Jean Nathanael (…)
[Midi Madagasikara] - 27/10/2025
Karate : Atleta 450 hifanintsana any Antsirabe
Hotanterahina ao amin’ny Gymnase Vatofotsy Antsirabe, ny 31 oktobra hatramin’ny 2 novambra ho avy izao, ny fiadiana (…)
[Newsmada] - 30/10/2025
SOMBIM-BAOVAO
Raha tsy misy ny fiovana, hitohy ny alahady 2 novambra ho avy izao ny fifaninanam-pirenena taranja baolina lavalava, (…)
[Newsmada] - 25/10/2025
Mamy Ravatomanga : En état d’arrestation par le FCC
Maminiaina Ravatomanga, en état d’arrestation. Les enquêteurs du Financial Crime Commission l’ont notifié, dans la (…)
[Midi Madagasikara] - 25/10/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |