Tsipy kanetibe – «Mondiaux 2025» : Firenena 40 mahery hiady izay ho lohany

[Newsmada - Madagascar] - 18/09/2025
Hanomboka anio, any Rome, Italie, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja tsipy kanetibe. Fihaonana natokana ho an’ olon-tokana lahy sy vavy, olon-droa lehilahy sy vehivavy, ary lalao ho an’olon-droa vehivavy sy lehilahy miaraka. Firenena mahatratra hatrany amin’ny 40 no hiady (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Université d’Antsiranana : Des sacs de riz pour les étudiants originaires de Bealanana
Une bonne centaine de sacs de riz ont été livrés au campus universitaire d’Antsiranana, hier lundi 27 octobre. Il (…)
[Midi Madagasikara] - 28/10/2025
Affaire Mamy Ravatomanga : Arrestation du commissaire de la FCC après sa démission
L’enquête autour de l’homme d’affaires malgache Mamy Ravatomanga continue de provoquer des secousses à Maurice. (…)
[Midi Madagasikara] - 31/10/2025
Fitantanana baolina kitra : Manentana ny mpomba azy hidina an-dalambe ny mpilalao zokiny
“ Mitohy ny tolona”, hoy ireo mpilalao efatra mirahalahy an’ny Barea zokiny: i Abel Anicet, Bolida, Faneva Ima ary i (…)
[Newsmada] - 31/10/2025
“Karate-Mada”, olon-tokana : Mpikatroka 450 hifaninana any Antsirabe
Hanomboka anio, ao Vaki­nankaratra, ny fiadiana ny tom­pondakan’i Madagasikara, taranja karate, ho an’olon-tokana, (…)
[Newsmada] - 31/10/2025
Ambodibonara Toamasina II : Nitrangan’ny fanafihana mitam-basy ny sabotsy alina
Efa mampiteny ny moana mihitsy ny fanafihana mitam-piadiana amin’izao fotoana izao, tsy tanan-dehibe tsy (…)
[Midi Madagasikara] - 27/10/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |