Ekipan’ny Elgeco Plus: Naka an’ i Nicolas, Toky Niaina, Gregass ary i Toky

[Newsmada - Madagascar] - 18/09/2025
Afaka andro vitsy, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo klioba ny Elgeco Plus Madagascar. Nanafatra mpilalao maro ity klioba ity hanatevina ny ekipany. Hanainga anio, ho any Maorisy, ny ekipan’ny Elgeco Plus, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’ ny klioba aty Afrika « (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fizarana ny « Prize Money » : Mangataka ny fampitsaharana ny resabe ny Barea
Namoaka fanambarana ny solontenan’ny mpilalaon’ny Barea sy ny mpanazatra, Rako­tondrabe Romuald Felix na Coach Rôrô, (…)
[Newsmada] - 24/10/2025
Anosizato : Arrestation de deux présumés bandits armés, par la police
Deux individus ont été appréhendés par la Police nationale ce mardi 29 octobre 2025 vers 18 heures, à proximité de (…)
[Midi Madagasikara] - 31/10/2025
Andasibe : Fiaran-dalamby nivadika, olona iray namoy ny ainy
« Potika tanteraka ny lohan’ilay vehivavy, tsy nisy namantarana azy intsony ». Ny andron’ny zoma hariva lasa teo, (…)
[Midi Madagasikara] - 27/10/2025
Tana Water Front: Hiverina hisokatra ny Cinépax
Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy ny sarimihetsika anaty efitrano! Niarina tamin’ny fahavoazany ny Cinépax Madagascar (…)
[Newsmada] - 31/10/2025
Barea Chan : Nilamina ny resaka « Prize Money »
Tsy niandry an’ilay 72 ora akory, nandray andraikitra ny eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (…)
[Newsmada] - 29/10/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |