Fizarana ny « Prize Money » : Mangataka ny fampitsaharana ny resabe ny Barea
[Newsmada - Madagascar] - 24/10/2025
Namoaka fanambarana ny solontenan’ny mpilalaon’ny Barea sy ny mpanazatra, Rakotondrabe Romuald Felix na Coach Rôrô, omaly, tao amin’ ny tambajotran-tseraseran’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF). Nilaza izy ireo fa tokony hitsahatra ny resabe mahakasika ny “Prize Money” an’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Baolina kitra : Tsy mbola nahazo ny valin-kasasarany ny Elgeco Plus
Tsy mbola tonga eo am-pelantanan’ny klioba Elgeco Plus ny vola tokony ho azony amin’ny maha tompondakan’i (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Tsipy kanetibe : Haverina rahampitso ny fifidianana
Taorian’ny tsy fahatanterahan’ny fifidianana ho filohan’ny ligy, taranja tsipy kanetibe, teto Analamanga sy tany (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Horaisin’ny fanjakana ny fitantanana ireo fananan’ny Madarail. Voakasik’izany ny any Toamasina sy Mantasoa ary eto (…)
[Newsmada] - 13/12/2025
Muay Thai Tournament 4 : Ady 20 eo no hitranga eny Mahamasina
Hotanterahina eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny 21 desambra 2025 ho avy izao, ny “Muay Thaï Tournament (…)
[Newsmada] - 9/12/2025
Alaotra Mangoro: Nitotongana ny voka-bary tamin’ity taona ity
Nihena ny voka-bary ao amin’ny faritra Alaotra Mangoro tamin’ity taona ity, raha toa ka noheverina ho sompitr’i (…)
[Newsmada] - 13/12/2025

