Seces: “Tsy hifampiresaka raha tsy misy fitoniana”
[Newsmada - Madagascar] - 8/10/2025
“Raha mbola misy ny famonoana an’ireo zanakay, mbola tsy hiroso amin’ny fifampiresahana aloha ny Seces”, hoy ny avy amin’ny sendikàn’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra (Seces), Andriamasinoro, teny Ankatso, omaly, manoloana ny toe-draharaham-pirenena izay iantsoana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Bisikileta – Fifaninanana afrikanina: Hiakatra an-tsehatra anio i Mohamed Houlder
Hotontosaina manomboka anio hatramin’ny 23 novambra ho avy izao, atsy Kenya, ny fiadiana ny ho tompondakan’i (…)
[Newsmada] - 20/11/2025
Échec-Analamanga : Nivoaka ny tetiandrom-pifidianana
Fantatra omaly ny tetiandrom-pifidianana ho an’ny birao hitantana eo anivon’ny ligin’Analamanga, taranja Échec. (…)
[Newsmada] - 21/11/2025
« FIBA Africa Cup 3×3 » : Vonona amin’ny fanohanana ireo mpiara-miombon’antoka
Anatin’ny fanomanana tanteraka ny fandraisana ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja basikety 3×3, (…)
[Newsmada] - 20/11/2025
Trafika ana harem-pirenena: Varika miisa 10 saika haondrana any Dubaï
Tambajotra mpanondrana biby arovana, ahitana Malagasy sy vahiny, voasambotra rehefa nikasa hivoaka an’i (…)
[Newsmada] - 22/11/2025
Faragasy sy Dilo : Nahatafita hafatra ny « Soa Meva »
Tafiditra ao anatin’ny « Novembre numérique ». Ny sabotsy 15 novambra teo no nanatontosan’i Faragasy sy i Dilo (Eat (…)
[Newsmada] - 17/11/2025

