Judo-“Tournoi du Hainaut”: Nahazo medaly volamena 2 sy alimo 2 ny Malagasy
[Newsmada - Madagascar] - 8/10/2025
Tsy nitsanga-menatra ny solontena malagasy niatrika ny fifaninanana “Tournoi de Hainaut”, taranja Judo, notontosaina tany Bélgique, ny faran’ny herinandro teo. Medaly volamena 2 sy alimo 2 no norombahin’ny Malagasy nandritra izany. Teo amin’izay vokatra izay, Andriamitandrina Fehizoro, sokajy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
“CAN 2027” : Mety hiova ny lalàna amin’ny fifanintsanana
Mety hiova ny dingan’ny fifanintsanana amin’ny “Can 2027”, araka ny fikarohana natao omaly. Ireo laharana voalohany (…)
[Newsmada] - 21/11/2025
DAKA AN-JORONY: Sao miala loza ka sendra atambo
Hiatrika lalao indray ny Barean’i Madagasikara anio. Fihaonana tsy ofisialy fa fanomanan-tena ihany. Efa mangina (…)
[Newsmada] - 17/11/2025
Harena an-kibon’ny tany: Antoky ny fanarenana ara-toekarena ireo tetikasa vaventy
Miantoka ny 30% ny fanondranana entana any ivelany ny fitrandrahana vaventy. Manome ny 5% ny Harinkarena faobe (…)
[Newsmada] - 15/11/2025
Fampianarana ambony : Fanamby ny hanatanterahana bakalorea madio
Vita ny tombana momba ny fanadinana bakalorea taona 2025 nataon’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny (…)
[Newsmada] - 22/11/2025
INDRAY MIJERY
Nandray ny soso-kevitry ny Pr Jonah Ratsimbazafy, namana mpiara-miasa amin’ny sehatry ny fampianarana sy ny (…)
[Newsmada] - 18/11/2025

