Taranja mekanika : Foana ny fifaninanana

[Newsmada - Madagascar] - 10/10/2025
Noho ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena, man­dalo fotoan-tsarotra koa ny taranja mekanika. Araka izany, nanambara tao amin’ny tambanjotran-tseraserany ny Fede­rasionina malagasin’ny sport automobile (FSam) sy ireo klioba mpikarakara fa tsy misy ny fifaninanana ho an’ity volana oktobra (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

TARATRY ny KANTO
Nankalazaina, omaly, ny Andro ma­neran-tany ho an’ny harembakoka maha­kasika ny sarimihetsika sy ny haino vaky jery. (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Ho tohizana ny asa fanamboarana ny arabe migodana, hatreo amin’ny PK 80. Ezahina tsy hisy intsony ny tanimbary (…)
[Newsmada] - 6/12/2025
Homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza : Entanina hanao vaksiny ireo ankizivavy
Hotanterahina manerana ny tobim-pahasalamana rehetra sy ny sekoly, manerana ny Nosy, ny 8 hatramin’ny 12 de­sambra (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Fanohanana ny tanora: Hamoraina ny tsenan’ny asa
Tafiditra amin’ny vinan’ny minisiteran’ ny Asa, ny fampananan’asa ary ny asam-panjakana, tarihin’ny minisitra (…)
[Newsmada] - 29/11/2025
Bôndy Green Army : Mpilatsaka an-tsitrapo manao fambolen-kazo
Nanangana ny fikambanan’ny mpilatsaka an-tsitrapo, Bôndy Green Army (BGA), ny orinasa Bôndy, entina hanatanterahana (…)
[Newsmada] - 5/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |