Hisy famotsoran-keloka ? : Nisy naka ny lisitry ny voafonja politika
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 11/10/2025
Omaly no nisy tompon’andraikitra izay naka ny anaran’ny voafonja politika sy ny mombamomba azy ireo, isan’izany ny daty fanombohan’ny famonjàna vonjimaika ho an’izay mbola tsy voatsara. Nalaina izany ary nampitaina tany amin’ny tompon’andraikitra ambony izay tsy mbola fantatra izay tena (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Orinasa afakaba : Fangatahana « agréement »
Nikarakara fivoriana loabary an-dasy ny zoma teo, ny minisiteran’ny Indostria sy ny fampiroboroboana ny tsy miankina (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Faharoa maneran-tany mamokatra grafita voajanahary i Madagasikara, aorian’i Chine. Manaraka antsika eo i Mozambika (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Nécrologie du 29 novembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 29 novembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025
Ambatondrazaka : Teratany karàna voatafika
Manodidina ny 15 tany ho any, miandahy miambavy, ireo olon-dratsy nanafika ity teratany karàna ity, raha ny (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Volana desambra: Niakatra ny vidin’ny solika rehetra
Nihatra nanomboka ny alin’ny alakamisy hifoha zoma teo ny vidin-tsolika vaovao mandritra ity volana desambra ity, (…)
[Newsmada] - 6/12/2025

