Revy Mahaleo : Nahazo ny anjarany Antanetibe Mahazaza

[Newsmada - Madagascar] - 13/10/2025
Lalan’ny atody, mpamatsy atody manerana ny Nosy. Izay no tena hahafantarana sy mampalaza ny kaominina Antanetibe Mahazaza. Noho izay indrindra no antony hi­sian’ny hetsika «Fetiben’ny atody», izay niditra tamin’ny andiany fahefatra, ny faran’ny heriandro lasa teo. Na teo aza ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Bôndy Green Army : Mpilatsaka an-tsitrapo manao fambolen-kazo
Nanangana ny fikambanan’ny mpilatsaka an-tsitrapo, Bôndy Green Army (BGA), ny orinasa Bôndy, entina hanatanterahana (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
Tribunal Anosy : Inauguration d’une salle dédiée aux litiges fonciers
Depuis sa nomination, le ministre de l’Aménagement du territoire et des Services fonciers, le Général Lylison René (…)
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025
Nano Mada 2025 : Famelabelarana voka-pikarohan’ny nanotechnologie maneran-tany
Andiany fahatelo ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny nanotechnologie eto Mada­gasikara. Tanterahina eny amin’ny (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
DADA MAURICE Mpanadio lakandrano
[Newsmada] - 6/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Ho tohizana ny asa fanamboarana ny arabe migodana, hatreo amin’ny PK 80. Ezahina tsy hisy intsony ny tanimbary (…)
[Newsmada] - 6/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |