Beach Volley Zone 7 « Round 2 »: Ekipa malagasy roa handray anjara
[Newsmada - Madagascar] - 15/10/2025
Hotanterahina any Kaomoro, ny 29 oktobra hatramin’ny 2 novambra 2025 izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito, eo amin’ny taranja beach-volley, fihodinana faharoa. Ekipa malagasy roa no hifaninana amin’izany. Tsy diso anjara amin’ity “beach-volley zone 7, Round 2” ity i (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Banque mondiale : Revue des projets avec le Gouvernement, cap sur l’impact réel
La Banque mondiale et le Gouvernement malgache ont procédé à la revue du portefeuille 2025 des projets financés à (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Fampandrosoana : Mahasarika tanora ny fambolena sy fiompiana
Mbola mahaliana ny ankamaroan’ny tanora eo anelanelan’ny 18 ka hatramin’ny 30 taona ny sehatrasa momba ny fambolena (…)
[Newsmada] - 29/11/2025
Kaominina Mandoto: Fianakaviana 205 mampiasa fatana vitogaz
Vita sonia ny 18 novambra teo, ny fifanarahana eo amin’ ny orinasa Promodim, ao anatin’ny vondrona Imperial Brands (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
Tribunal Anosy : Inauguration d’une salle dédiée aux litiges fonciers
Depuis sa nomination, le ministre de l’Aménagement du territoire et des Services fonciers, le Général Lylison René (…)
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025
Mpampianatra voalaza ho mamo: Nodisoin’ny fikambanan’ny mpampianatra tany Betroka
Nandalo sy nitsidika ny mpampianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra tany amin’ny distrikan’i Betroka ny (…)
[Newsmada] - 6/12/2025

