Kianja Barea Mahamasina : Mbola baraingo ny fanohizana ny asa
[Newsmada - Madagascar] - 16/10/2025
Araka ny zava-misy amin’ izao fotoana, mbola baraingo ny resaka hanohizana ny asa fanavaozana ny kianja Barea Mahamasina. Tsiahivina fa ity kianja ity, tokony ho nanaovan’ ny Caf fitsirihana, tamin’ ny herinandro lasa teo, saingy nahemotra izany noho ny toe-draharaham-pirenena. Tsara ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Ultra Trek des Collines Sacrées : Des ambiances sportives et humaines autour des sentiers d’Analamanga
La sixième édition de l’Ultra Trek des Collines Sacrées (UTCS) a tenu toutes ses promesses, le week-end dernier. (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza : Entanina hanao vaksiny ireo ankizivavy
Hotanterahina manerana ny tobim-pahasalamana rehetra sy ny sekoly, manerana ny Nosy, ny 8 hatramin’ny 12 desambra (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Hisokatra amin’ny 15 desambra ho avy izao ny fitaterana an-dalamby, « Train urbain ». Tsy hihoatra ny 3 000 Ar ny (…)
[Newsmada] - 29/11/2025
«Tournoi des Grands Elites» : Hifanintsana any Antsirabe
Hotanterahina ny 9 – 13 desambra ho avy izao, any amin’ ny Kianja Velodrome Antsirabe, ny fifanintsanana baolina (…)
[Newsmada] - 3/12/2025

