Baolina kitra : Fantatra ireo firenena afrikanina 9 hanao “Mondial 2026”
[Newsmada - Madagascar] - 16/10/2025
Vita tanteraka ny fifanintsanana isam-bondrona, niadian-toerana ho an’ny “Mondial 2026”, taranja baolina kitra. Miisa 9 izy ireo, izay voalohany tao anaty sokajy nisy azy avy. Miandry ny toerana iray hiadiana amin’ny sakana, izay hahazo azy ny rehetra. Hiadiana amin’ireo kaontinanta hafa izany. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Mpampianatra voalaza ho mamo: Nodisoin’ny fikambanan’ny mpampianatra tany Betroka
Nandalo sy nitsidika ny mpampianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra tany amin’ny distrikan’i Betroka ny (…)
[Newsmada] - 6/12/2025
TARATRY ny KANTO
Nankalazaina, omaly, ny Andro maneran-tany ho an’ny harembakoka mahakasika ny sarimihetsika sy ny haino vaky jery. (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
«Tournoi des Grands Elites» : Hifanintsana any Antsirabe
Hotanterahina ny 9 – 13 desambra ho avy izao, any amin’ ny Kianja Velodrome Antsirabe, ny fifanintsanana baolina (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
Ho hentitra ny minisitera : Vita ny lasi-panofanana ho an’ny fandraisam-bahiny
Efa vita ny lasi-panofanana momba ny fikarakarana lakozia sy nahandro, « serveur barman », « valet » et « femmes de (…)
[Newsmada] - 29/11/2025
Firosoana amin’ny fanavaozana : Vonona amin’ny fikaonandoha ny Adopt
Dinika fiomanana. Nanantotosa fihaonana sy dinika savaranonando, tetsy Mangarano, Toamasina, ny «Association des (…)
[Newsmada] - 6/12/2025

