Muay Thai – “Battle for Africa” : Malagasy roa handray anjara any Maorisy

[Newsmada - Madagascar] - 18/10/2025
Hotontosaina anio, any Maorisy, ny fifaninanana “Battle for Africa”, taranja Muay Thai. Manana solontena roa i Madagasikara. Mianadahy, ahitana an’i Jaomboto Jerry Edino, sokajy latsaky ny 60 kg, lehilahy sy Rasoanirina Olga, sokajy latsaky ny 60 kg, vehivavy no miaro ny voninahi-pirenena (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza : Entanina hanao vaksiny ireo ankizivavy
Hotanterahina manerana ny tobim-pahasalamana rehetra sy ny sekoly, manerana ny Nosy, ny 8 hatramin’ny 12 de­sambra (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Hisokatra amin’ny 15 desambra ho avy izao ny fitaterana an-dalamby, « Train urbain ». Tsy hihoatra ny 3 000 Ar ny (…)
[Newsmada] - 29/11/2025
Bôndy Green Army : Mpilatsaka an-tsitrapo manao fambolen-kazo
Nanangana ny fikambanan’ny mpilatsaka an-tsitrapo, Bôndy Green Army (BGA), ny orinasa Bôndy, entina hanatanterahana (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Efa ao anatin’ny fanomanana tsara ilay fifanintsanana aty amin’ny ranomasimbe Indianina, amin’ny taranja baolina (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Venise version miséreuse
La saison des pluies à peine commencée, les habitants des bas quartiers pataugent déjà dans des eaux insalubres. (…)
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |