Kianjan’ny 13 mey : Niantso fahamailoana ireo nandaha-teny

[Newsmada - Madagascar] - 20/10/2025
« Misy andrimaso tsy maintsy ataontsika, indrindra ny resa-bola miparitaka any ka samia mailo. Tsy mbola vita ny tolona », hoy ny depiote « Del kely ». Nateriny koa fa efa mipetraka ny stratejia eny anivon’ny Antenimierampirenena, manoloana ireny fifidianana ny eo anivon’ny birao maharitra (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Bilan mitigé du premier mois
Gouvernement Herintsalama Rajaonarivelo. Lors de la présentation du gouvernement, le PRRM, le Colonel Michaël (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Bazar de Noël, andiany faha-63: Anamafisana ny asa sosialy ataon’ny fikambanana WMG
Tontosa afakomaly, tetsy amin’ny Carlton Anosy, ny “Bazar de Noël”, andiany faha-63. Hetsika nokarakarain’ny (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
Baolina kitra: Ho avy hanavao ny sata mifehy ny Federasionina ny Fifa
Ho tonga eto an-tanindrazana, amin’io volana janoary io, ny filohan’ny Federasionina iraisam-pirenena ho an’ny (…)
[Newsmada] - 2/12/2025
Fahasalaman’ny saina : Hisy tohana maimaimpoana
Hotanterahina anio, ary ha­haritra roa andro, ny fanamarihana ny Androm-pirenena momba ny fahasalaman’ny saina, eny (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Fampiroboroboana ny niomerika: Hanome sehatra ny vehivavy ny Maison digitale
Mbola sakana lehibe ho an’ny vehivavy maro ao Toliara ny fidirana amin’ny sehatra niomerika, indrindra fa eny (…)
[Newsmada] - 29/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |