VAOVAO TAMBATRA
[Newsmada - Madagascar] - 20/10/2025
Amidy 150 Ar ny zana-trondro karpa iray, mirefy 2,5 sm hatramin’ny 3 sm. Amidy 200 Ar kosa ny iray raha mirefy 3sm-4 sm. Betsaka ny zana-trondro izao, nanomboka tamin’ny volana aogositra, fotoana fandrotsahana azy anaty dobo, na koa alefa anaty tanimbary, ho an’ny mpamboly varialoha. Manodidina (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fisandohana sy fisolokiana: Pasitera iray voaheloka higadra 5 taona
Niakatra tetsy amin’ny Fitsarana ambony Toamasina, sampana misahana ny ady heloka bevava, ny alatsinainy 24 (…)
[Newsmada] - 2/12/2025
Nécrologie du 28 novembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 28 novembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza : Entanina hanao vaksiny ireo ankizivavy
Hotanterahina manerana ny tobim-pahasalamana rehetra sy ny sekoly, manerana ny Nosy, ny 8 hatramin’ny 12 desambra (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Kaompania Ewa Air : Hisy sidina mivantana Madagasikara-Mayotte
Mitondra fanazavana sady fanitsiana ny kaompania Ewa Air, manoloana ny vaovao niely tany amin’ny fampahalalam-baovao (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
Ho hentitra ny minisitera : Vita ny lasi-panofanana ho an’ny fandraisam-bahiny
Efa vita ny lasi-panofanana momba ny fikarakarana lakozia sy nahandro, « serveur barman », « valet » et « femmes de (…)
[Newsmada] - 29/11/2025

