SOMBIM-BAOVAO
[Newsmada - Madagascar] - 22/10/2025
Nanainga omaly, hihazo an’i Espagne, ny delegasionina malagasy hiatrika ny fifaninanana izay ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja tsipy kanetibe, sokajy zandriny Junior. Fifanintsanana hanomboka ny 23 hatramin’ny 26 oktobra ho avy izao, any an-toerana, izany. Araka ny fikarohana natao, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
JCI Ilon’Iarivo : Un trophée pour Midi Madagasikara
La JCI Ilon’Iarivo a organisé une soirée dédiée à ses partenaires, en reconnaissance de leur contribution aux (…)
[Midi Madagasikara] - 13/12/2025
Toetry ny andro : Mbola hanorana eto afovoantany
Hahazo vahana hatrany, amin’ny ankapobeny, ny volonandro fahavaratra hatramin’ ny fisasahan’ny herinandro. Ny (…)
[Newsmada] - 9/12/2025
Lapan’ny fanatanjahantena : Nahatanteraka ny fanambiny i Momota
Andro vitsivitsy nialohan’ny fampisehoana. Hoy i Momota : « hitondra zava-baovao ho an’ny ankizy izahay. Asehonay (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
«Salon de la gastronomie», andiany faha-11: Homen-danja manokana ny vokatra sokolà
Hetsika lehibe ho an’ny hainahandro eto Madagasikara. Hanasongadina ny akora, ny vokatra ary ny fahaiza-manao (…)
[Newsmada] - 16/12/2025
Rugby – Solidarité sportive : le ministère au chevet de Tahiana « Mongo »
Le ministère de la Jeunesse et des Sports a apporté son soutien à Tahiana « Mongo », joueur de l’USA Ankadifotsy, (…)
[Newsmada] - 13/12/2025

