«Salon de la gastronomie», andiany faha-11: Homen-danja manokana ny vokatra sokolà
[Newsmada - Madagascar] - 16/12/2025
Hetsika lehibe ho an’ny hainahandro eto Madagasikara. Hanasongadina ny akora, ny vokatra ary ny fahaiza-manao malagasy izy ity. Sehatra ifaneraseran’ireo matihanina amin’ny hainahandro ihany koa. Saika hatao ny volana septambra teo, saingy voatery nahemotra noho ny toe-draharaha. Efa feno kosa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Orge malagasy : Manan-danja saingy tandindomin-doza
Zavamaniry avadika ho lasa « malt » ny orge, ilaina amin’ny fanamboarana zava-pisotro labiera. Mamboly azy ny (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
Lapan’ny fanatanjahantena : Nahatanteraka ny fanambiny i Momota
Andro vitsivitsy nialohan’ny fampisehoana. Hoy i Momota : « hitondra zava-baovao ho an’ny ankizy izahay. Asehonay (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
Tsipy kanetibe : Tsy vita ny fifidianana ho an’ireo ligy roa
Roa tamin’ireo ligim-paritra tsipy kanetibe miisa 7 nanaovana fifidianana ho filohany, ny sabotsy lasa teo, no tsy (…)
[Newsmada] - 9/12/2025
Ladoany : Mitombo ny fandanian’ ny « transitaires »
Misedra olana ireo mpandraharaha ao anatin’ny vondrona fampivondronana entana (groupage) avy any ivelany. Mitombo (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
Tetikasa IFADEM: Hiitatra amin’ny faritra 23 ny fanatanterahana azy
Nanatrika ny fivorian’ny Firenena miteny amin’ny ampahany na manontolo ny teny frantsay (Francophonie), tany Dakar, (…)
[Newsmada] - 13/12/2025

