Toetry ny andro : Mbola hanorana eto afovoantany
[Newsmada - Madagascar] - 9/12/2025
Hahazo vahana hatrany, amin’ny ankapobeny, ny volonandro fahavaratra hatramin’ ny fisasahan’ny herinandro. Ny varatraza malefaka kosa no handrafitra ny toetry ny andro aorian’izay. Hanorana tandrifin-drahona mety harahin-kotroka amin’ny ankapobeny ho an’ny afovoantany, ny faritra avaratra sy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fisandohana sy fisolokiana: Pasitera iray voaheloka higadra 5 taona
Niakatra tetsy amin’ny Fitsarana ambony Toamasina, sampana misahana ny ady heloka bevava, ny alatsinainy 24 (…)
[Newsmada] - 2/12/2025
Africa Cup 3×3 : Fantatra ny mpilalao handrafitra ny Ankoay
Nivoaka ofisialy, omaly, ny lisitry ny Malagasy mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, Ankoay, hiatrika (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Taranja tolona eny anivon’ny sekoly : Nahatratra 200 mahery ireo mpianatra nifaninana
Fahombiazana ny andiany voalohany tamin’ny fifaninanam-pirenena an-tsekoly ho an’ny taranja tolona. Navitrika ireo (…)
[Newsmada] - 9/12/2025
Tsipy kanetibe : Tsy vita ny fifidianana ho an’ireo ligy roa
Roa tamin’ireo ligim-paritra tsipy kanetibe miisa 7 nanaovana fifidianana ho filohany, ny sabotsy lasa teo, no tsy (…)
[Newsmada] - 9/12/2025

