Rugby– “Africa Women’s Tournament” : Iray vondrona amin’i Tunisie sy i Egypte ny Makis Ladies

[Newsmada - Madagascar] - 22/10/2025
Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika amin’ny rugby lalaovin’olona 7 indray ny Makis ladies. Hiady ny tapakila hiatrehana ny World Challenger Series izy ireo. Ekipa magrebianina roa no miray vondrona amin’ny Malagasy dia i Tunisie sy ry zareo Egyptianina. Raha tsy misy ny fiovana, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Lalao Fihezama 2025: Mpandray anjara 400 no andrasana
Andro sisa isaina dia higadona ny sabotsy 20 sy alahady 21 desambra hanatanterahana ny Lalao Fihezama (Fi­taizana ny (…)
[Newsmada] - 17/12/2025
Tsipy kanetibe : Tsy vita ny fifidianana ho an’ireo ligy roa
Roa tamin’ireo ligim-paritra tsipy kanetibe miisa 7 na­na­ovana fifidianana ho filohany, ny sabotsy lasa teo, no tsy (…)
[Newsmada] - 9/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Manomboka miakatra ny vidim-bary eny an-tsena. Lasa 3 600Ar ny kilaon’ny vary gasy raha toa ka 3 400Ar izany andro (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
Madagascar – Guinée: renforcement de partenariat dans le domaine de l’industrialisation
La coopération bilatérale entre Madagascar et la République de Guinée a été renforcée dans le secteur stratégique de (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Fampandrosoana maitso: Fifanarahana fanoloran-tena
Natao nandritra ny roa andro, ny 9 sy 10 desambra teo, teto Antananarivo, ny fikaonandoha mifantoka amin’ny (…)
[Newsmada] - 12/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |