Zandary borigady “territoire” Brickaville : Sarona ilay moton’ny orinasa nisy nangalatra
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 27/10/2025
Nahazoam-bokatra ny zandarimariam-pirenena borigady “territorale” Brickaville. Moto halatra tamin’ny orinasa iray tao an-toerana no sarona tamin’izany, raha nafenina tao amina trano iray tany an-toerana izany. vokatry ny fahaizan’ny zandary tany an-toerana sy ny fifandraisan’izy ireo tamin’ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Lalao Fihezama 2025: Mpandray anjara 400 no andrasana
Andro sisa isaina dia higadona ny sabotsy 20 sy alahady 21 desambra hanatanterahana ny Lalao Fihezama (Fitaizana ny (…)
[Newsmada] - 17/12/2025
Fampandrosoana maitso: Fifanarahana fanoloran-tena
Natao nandritra ny roa andro, ny 9 sy 10 desambra teo, teto Antananarivo, ny fikaonandoha mifantoka amin’ny (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
Crise malgache de 2025: «Influence déterminante des réseaux sociaux» selon Peak Group
Une étude conduite par Peak Group, sous l’égide du Dr Fabrice Lollia, a mis en évidence un changement profond dans (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Manoloana ny fiovan’ny toetr’andro : Nanao fanazarana amin’ny fiatrehana loza ny faritra 15
« Tany amin’ny taona 2013-2015, faritra 16 amin’ny faritra 22 no voafaritra fa marefo. Amin’izao fotoana izao, (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
Kitra D2 – « Poule des As » : Resin’ny Clinique Zanatany ny CosPN
Nanomboka omaly, teny amin’ny Kianja Ambohidratrimo, ny andro voalohany amin’ny “Poule des As”, fifanintsanana (…)
[Newsmada] - 11/12/2025

