Kitra D2 – « Poule des As » : Resin’ny Clinique Zanatany ny CosPN
[Newsmada - Madagascar] - 11/12/2025
Nanomboka omaly, teny amin’ny Kianja Ambohidratrimo, ny andro voalohany amin’ny “Poule des As”, fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, sokajy D2. Fifaninanana hiadian’ireo ekipa efatra tafavoaka tamin’ ny fifanintsanana isam-bondrona. Tsara fanombohana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Baolina kitra: Ho avy hanavao ny sata mifehy ny Federasionina ny Fifa
Ho tonga eto an-tanindrazana, amin’io volana janoary io, ny filohan’ny Federasionina iraisam-pirenena ho an’ny (…)
[Newsmada] - 2/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Efa ao anatin’ny fanomanana tsara ilay fifanintsanana aty amin’ny ranomasimbe Indianina, amin’ny taranja baolina (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Handball : Hampiantrano fiofanana i Madagasikara
Namoaka ny fandaharam-potoana mahakasika ny fiofanana ho an’ireo mpanazatra ho an’ny taom-piasana 2026, ny 20 (…)
[Newsmada] - 4/12/2025
Toetry ny andro : Mbola hanorana eto afovoantany
Hahazo vahana hatrany, amin’ny ankapobeny, ny volonandro fahavaratra hatramin’ ny fisasahan’ny herinandro. Ny (…)
[Newsmada] - 9/12/2025

