Sakafo ara-pahasalamana : Manana ny lanjany eo amin’ny vatan’olombelona ny manga
[Newsmada - Madagascar] - 27/10/2025
Ny manga dia iray amin’ireo voankazo malaza sy tian’ny olona maneran-tany. Noho ny tsirony mamy, ny hanitra manintona ary ny tombontsoa ara-pahasalamana maro ao aminy no anton’izany. Eto Madagasikara, iray amin’ireo voankazo tena maro mpamboly sy be mpihinana ny manga, satria tsy mitaky (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Nécrologie du 13 décembre 2025
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 13 décembre 2025 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 13/12/2025
“Africa Cup 3×3”: Notoloran’ny Yas 52 000 000 Ar ny Ankoay
Noraisin’ny Yas Madagasikara, teny Andraharo, omaly, ny mpilalaon’ny Ankoay sy ireo Staff teknika ary ny (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Lalao Fihezama 2025 : Any Manjakandriana, ny 20 sy 21 desambra
Any Manjakandriana indray no hanatanterahana ny Lalao Fihezama (Fitaizana herin’ny zatovo malagasy), ny 20 sy 21 (…)
[Newsmada] - 11/12/2025
Fampandrosoana maitso: Fifanarahana fanoloran-tena
Natao nandritra ny roa andro, ny 9 sy 10 desambra teo, teto Antananarivo, ny fikaonandoha mifantoka amin’ny (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
Eco brèves
Le gouvernement a validé, avant-hier en Conseil des ministres, la mise en place d’un nouveau conseil (…)
[Newsmada] - 10/12/2025

