Jirama: Hihamafy ny fitokonana
[Newsmada - Madagascar] - 28/10/2025
Mitohy anio ny fitokonan’ny sendikàn’ny mpiasan’ny Jirama, izay mikendry ny fialan’ny tale jeneralin’ny orinasa, Ron Weiss. Miray hina manao ny tolona ny mpiasa manerana ny faritra. Araka izany, mikatona ny ankamaroan’ny masoivohon’ny Jirama. Mangataka ihany koa ny hanafoanana ny fampiharana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Mpividy volamena hita faty : Efa-dahy voasambotry ny zandary
Notanan’ny zandarimariam-pirenena natao fanadihadiana ireo efa-dahy ahina ho tompon’antoka tamin’ny vonoan’olona (…)
[Newsmada] - 11/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Hanomboka anio ny fitaterana an-dalamby an-tanàn-dehibe. Mampitohy ny gara Soarano hatrany Ambohimanambola. Natao ny (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
Rugby – Solidarité sportive : le ministère au chevet de Tahiana « Mongo »
Le ministère de la Jeunesse et des Sports a apporté son soutien à Tahiana « Mongo », joueur de l’USA Ankadifotsy, (…)
[Newsmada] - 13/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio sy rahampitso, eny amin’ny Kianja basikety Ankatso, ny fifaninanana basikety 3×3 “Inter-mention”. (…)
[Newsmada] - 11/12/2025
«Salon de la gastronomie», andiany faha-11: Homen-danja manokana ny vokatra sokolà
Hetsika lehibe ho an’ny hainahandro eto Madagasikara. Hanasongadina ny akora, ny vokatra ary ny fahaiza-manao (…)
[Newsmada] - 16/12/2025

