SOMBIM-BAOVAO

[Newsmada - Madagascar] - 30/10/2025
Nanainga ny talata lasa teo, nihazo an’i Tunisie, ilay Malagasy mpitsara basikety, Maminiaina Sylvain Pierrot. Hiatrika fiofanana any an-toerana ny tenany manomboka anio hatramin’ny 2 novambra ho avy izao. Fiofanana karakarain’ny Federsionina iraisam-pirenena (Fiba) izy ity, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Projet Mionjo : Près de 3 millions de bénéficiaires dans le Sud de Madagascar
Lancé en 2020 par le gouvernement malgache sous la tutelle du ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation, (…)
[Midi Madagasikara] - 13/12/2025
Ladoany : Mitombo ny fandanian’­ ny « transitaires »
Misedra olana ireo mpandraharaha ao anatin’ny vondrona fampivondronana entana (groupage) avy any ivelany. Mi­tombo (…)
[Newsmada] - 15/12/2025
Mpividy volamena hita faty : Efa-dahy voasambotry ny zandary
Notanan’ny zandarimariam-pirenena natao fanadihadiana ireo efa-dahy ahina ho tompon’antoka tamin’ny vo­noan’olona (…)
[Newsmada] - 11/12/2025
Orange Madagascar : Tafapetraka ny Fibre optique Tana-Mahajanga
Dingana lehibe amin’ny fampiroboroboana ny niomerika no vitan’ny Orange Madagascar tamin’ny alalan’ny fahavitan’ny (…)
[Newsmada] - 8/12/2025
Alaotra Mangoro: Nitotongana ny voka-bary tamin’ity taona ity
Nihena ny voka-bary ao amin’ny faritra Alaotra Man­goro tamin’ity taona ity, raha toa ka noheverina ho sompitr’i (…)
[Newsmada] - 13/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |