Tsipy kanetibe tompondakan’i Afrika : Hanatevina ny ekipan’ny Pac i Mirija (Fakr)
[Newsmada - Madagascar] - 21/11/2025
Nanainga omaly ny ekipan’ny Pac (Pétanque Ampitatafika club), hiatrika ny andiany faha-10 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2025. Fifaninanana hotanterahina ao Nouakchott, renivohitr’i Mauritanie, manomboka rahampitso sabotsy 22 hatramin’ny alakamisy 28 novambra ho avy izao. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Rugby: nampifaly ireo mpilalaony ny Rosa club de l’Imerina
Noho ny asaramanitra, tsy nanadino ny mpilalao ao aminy ny tomponandraikitry ny fileovana Rosa club de l’Imerina III (…)
[Newsmada] - 30/12/2025
Fampianarana teknika : Maro ireo mahita asa avy hatrany na miasa tena
Nisy ny fanaraha-maso natao tamin’ireo mpiofana nivoaka teo amin’ny rafi-pampianarana teknika sy ny fanofanana (…)
[Newsmada] - 6/01/2026
IHSM- Oniversiten’i Toliara: azo havadika ho plastika levona ny lomotra
Miroborobo ny fikarohan’ny mpianatra ao amin’ny Institut halieutique et des sciences marines (IHSM), Oniversiten’i (…)
[Newsmada] - 29/12/2025
Réveillon de la diaspora : De la Réunion à Montpellier, les Malgaches festoient
En tout, six soirées marquantes de la Saint-Sylvestre se tiennent en France, une à la Réunion, plus une à Mayotte et (…)
[Midi Madagasikara] - 31/12/2025
Boxing Day Trail : Sport et joie partagée avec les riverains
Sous l’initiative de Rasoanaivo Hanitrarivo du groupe « Tarika Be », passionnée de trail et fondatrice de la (…)
[Midi Madagasikara] - 29/12/2025

