Rugby Club Tanora Soavimasoandro (RCTS) : Hanangana efitrano fatoriana sy fiofanana
[Newsmada - Madagascar] - 25/11/2025
Toy ny isan-taona, notanterahina ny sabotsy lasa teo, teny Imamba Soavimasoandro, ny fankalazana ny Andron’ireo mpiara-miombon’antoka sy ny Rugby club tanora Soavimasoandro (RCTS). Notsiahivin’Andrianarisoa Avotra, filohan’ity fileovana ity fa efa miditra amin’ny andiany faha-13 izany (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Brieville-Betsiboka : Very fanahy mbola velona ny mpiasan’ny » Kraoma «
Diso fanantenana sy very fanahy mbola velona ny mpiasan’ny » Kraoma, » any amin’ny kaominina ambanivohitra (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026
Baolina kitra PFL : Lalao roa hahemotra amin’ny fotoana manaraka
Hiverina amin’ny faran’ny herinandro ho avy io, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, (…)
[Newsmada] - 7/01/2026
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio, any Arabia Saodita, ny lalao manasa-dalanan’ny fiadiana ny amboarabe an’i Espagne. Hifanandrina (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
Parlement monocaméral : Le Sénat exclu de la prochaine session extraordinaire
Il ne reste plus que 11 jours de mandat pour les membres actuels de la Chambre haute qui prendront à leur tour l’une (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026
Volley-Taona 2026 : Feno tanteraka ny fandaharam-potoana
Fiofanana ho an’ny mpanazatra hatao any Toamasina, no hisantarana ny taom-pilalaovana 2026, ho an’ny taranja volley (…)
[Newsmada] - 8/01/2026

