Lehiben’ny fonjan’i Mananara Avaratra : Naiditra vonjimaika am-ponja ao Maroantsetra
[Newsmada - Madagascar] - 25/11/2025
Nipoitra ihany ny nafenina sy ny firaisana tsikombakomba amin’ny jiolahy mpamerin-keloka izay nahatonga ny fiakaran’ny tahan’ny tsy fandriampahalemana tao Mananara Avaratra, faritra Ambatosoa. Nifarana amin’ny fampidirana vonjimaika am-ponja ny lehiben’ny fonjan’i Mananara Avaratra izany, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
SOMBIM-BAOVAO
Nifarana hatreho ny fifanarahan’i Fabrice, malagasy lohalaharana baolina kitra, amin’ny klioba AS Excelsior atsy La (…)
[Newsmada] - 7/01/2026
Mario Prencipe – « De l’analogique au numérique »: Mihaona anaty kanto ny hosodoko fahiny sy ny teknôlôjia
Ny tena zavakanto, tsy lefin’ny vanim-potoana. Azo atao ihany koa ny mampiaraka ny tany aloha amin’ny teknôlôjia (…)
[Newsmada] - 6/01/2026
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio, any Arabia Saodita, ny lalao manasa-dalanan’ny fiadiana ny amboarabe an’i Espagne. Hifanandrina (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
VAOVAO TAMBATRA
Mihena tsikelikely ny delestazy fa olana ara-teknika sisa no misy amin’izao, araka ny nambaran’ny Praiminisitra (…)
[Newsmada] - 5/01/2026
Fiparitahan’ny Mpox: Misy ny fitsirihana ataon’ny minisitera
Tafakatra 16 ny trangana Mpox voamarina ao Mahajanga hatramin’ny faran’ny taona. Azo tsaboina ny aretina, azo (…)
[Newsmada] - 3/01/2026

