Drafitrasa Asecna : Mitaky ny fitsinjarana ara-bola ara-drariny i Madagasikara

[Newsmada - Madagascar] - 26/11/2025
Natao tany Dakar Se­né­gal, ny 21 novambra 2025 teo, ny fivoriambe tsy ara-potoan’ny Vaomieran’ny minisitra ao anivon’ny Asecna, Fikamba­nana iraisam-pirenena misahana ny fitaterana ana habakabaka sivily aty Afrika. Nan­katoavina ny drafitrasa stratejika (POS) ho an’ny taona 2026-2035, ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Fiparitahan’ny Mpox: Misy ny fitsirihana ataon’ny minisitera
Tafakatra 16 ny trangana Mpox voamarina ao Mahajanga hatramin’ny faran’ny taona. Azo tsaboina ny aretina, azo (…)
[Newsmada] - 3/01/2026
Minisitra Vololoniaina Lucie: Hisongadina ireo asa maika sy fanarenana
Tao anatin’ny roa volana niasan’ny minisitry ny Fizahan­tany sy ny asa tanana, Vololoniaina Lucie, efa nazava ny (…)
[Newsmada] - 9/01/2026
Rugby – Sevens challenger series : Hidona voalohany amin’ ny Makis i Belgique
Hisantaran’ny Rugby malagasy ny taona 2026 ny fifaninanana iraisam-pirenena. Anisan’ireo firenena hiatrika ny (…)
[Newsmada] - 7/01/2026
Parlement monocaméral : Le Sénat exclu de la prochaine session extraordinaire
Il ne reste plus que 11 jours de mandat pour les membres actuels de la Chambre haute qui prendront à leur tour l’une (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026
fandrindram-piterahana : Tsy voatery hifampierana
Araka ny voalazan’ny lalàna laharana faha-2017-043, toko faha-7 andininy faha-30 dia zo fototra ny zo eo amin’ny (…)
[Newsmada] - 9/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |