Tetikasa Greenskills: Namoaka tanora teknisianina 25 mianadahy

[Newsmada - Madagascar] - 28/11/2025
Ampirisihina ny tovovavy hisafidy ny sehatra teknika, ka telo izy ireo no voaray nanaraka ny fiofanana ho Technicien en système solaire photovoltaïque, ao amin’ny tetikasa Greenskills. Notolorana ny mari-pamantarana ny fahavitan’ny fiofanana izy 17 mianadahy teto Antananarivo. Nivoaka tamin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

DAKA AN-JORONY
Aza atao ranotrambo ny firarian-tsoa Rehefa miandoha tahaka izao ny taona, manao be fiavy ny firarian-tsoa. Eo koa (…)
[Newsmada] - 5/01/2026
Federasionin’ny handball : Lany ho filoha Ratsimandao Andriamanga
Manana filoha vaovao hitondra sy handrindra ny Federasiona Malagasin’ny taranja Handball, i Madagasikara. Voafidy (…)
[Newsmada] - 12/01/2026
Midirama : Actualités mouvementées
Le film de l’actualité, tant nationale qu’internationale, a été particulièrement riche la semaine dernière, avec des (…)
[Midi Madagasikara] - 10/01/2026
Taranja Basikety : Misedra olana ny fifidianana any amin’ny ligin’Atsimo Atsinanana
Araka ny loharanom-baovao mari-pototra, misedra olana ny fifidianana izay ho filohan’ny ligy any Atsimo Atsinanana, (…)
[Newsmada] - 5/01/2026
Parlement monocaméral : Le Sénat exclu de la prochaine session extraordinaire
Il ne reste plus que 11 jours de mandat pour les membres actuels de la Chambre haute qui prendront à leur tour l’une (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |