Federasionin’ny handball : Lany ho filoha Ratsimandao Andriamanga
[Newsmada - Madagascar] - 12/01/2026
Manana filoha vaovao hitondra sy handrindra ny Federasiona Malagasin’ny taranja Handball, i Madagasikara. Voafidy tamin’izany, Ratsimandao Andriamanga Herilovasoa Andrianisainana. Nahazo mpitantana vaovao ! Lany ho filoha hitantana ny Federasionina malagasin’ny handball, mandritra ny efa-taona (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
TARATRY ny KANTO
Mitaintaina ny tontolon’ny zavakanto… Tsy mbola fantatra mazava, ankehitriny, ny mety hafitsoky ny aretina (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
Karaté – Hugues Raharimanantsoa : 80 ans de sérénité et de force, une célébration en grande pompe
Une journée exceptionnelle consacrée aux arts martiaux se tiendra le samedi 17 janvier 2026 au gymnase couvert (…)
[Midi Madagasikara] - 10/01/2026
INDRAY MIJERY
13 ny olona namoy ny ainy vokatry ny orana nirotsaka tsy niato. Faritra efatra (kaominina 14 amin’ny distrika 13) no (…)
[Newsmada] - 9/01/2026
Aretina Mpox : Am-perinasa ny COUSP ao Vakinankaratra
Nahitana tranga nendran-drajako Mpox iray ao Vakinankaratra, olona roa hafa koa ahina ho tratran’izany. Manamafy (…)
[Newsmada] - 10/01/2026

