SOMBIM-BAOVAO
[Newsmada - Madagascar] - 10/12/2025
Ny ekipan’ny AS Valahara Vakinankaratra no nanolo ny toeran’ny CFFA Andoharanofotsy amin’ny fifanintsanana « Tournoi des grands élites », any Antsirabe. Efa nanomboka omaly ny fifaninanana. Tsiahivina fa nataon’ny mpikarakara hanomanana ny fifaninanam-pirenena “Pureplay Football League (PFL) », (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Rugby Malagasy : Hiavaka ny fankalazana ny faha-125 taona
Tapaka, omaly, fa hatao manomboka ny 20 desambra ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny (…)
[Newsmada] - 11/12/2025
Baolina kitra: Ho avy hanavao ny sata mifehy ny Federasionina ny Fifa
Ho tonga eto an-tanindrazana, amin’io volana janoary io, ny filohan’ny Federasionina iraisam-pirenena ho an’ny (…)
[Newsmada] - 2/12/2025
“Africa Cup 3×3”: Notoloran’ny Yas 52 000 000 Ar ny Ankoay
Noraisin’ny Yas Madagasikara, teny Andraharo, omaly, ny mpilalaon’ny Ankoay sy ireo Staff teknika ary ny (…)
[Newsmada] - 10/12/2025

