Baolina kitra : Tsy mbola nahazo ny valin-kasasarany ny Elgeco Plus
[Newsmada - Madagascar] - 10/12/2025
Tsy mbola tonga eo am-pelantanan’ny klioba Elgeco Plus ny vola tokony ho azony amin’ny maha tompondakan’i Madagasikara sy tompon’ny amboara nasionaly azy ireo. Raha tsiahivina, nanao pao-droa ity ekipan’Analamanga ity. Izy ihany koa no nisolo tena an’i Madagasikara teo amin’ny fiadiana ny ho (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Taranja tolona eny anivon’ny sekoly : Nahatratra 200 mahery ireo mpianatra nifaninana
Fahombiazana ny andiany voalohany tamin’ny fifaninanam-pirenena an-tsekoly ho an’ny taranja tolona. Navitrika ireo (…)
[Newsmada] - 9/12/2025
Tsipy kanetibe : Hatao ny sabotsy izao ny fifidianana filohan’ny ligy
Ho fantatra amin’ny faran’ny herinandro ho avy izao ireo filoha vaovao hitantana ny ligim-paritra eo amin’ny taranja (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
Madagascar – Guinée: renforcement de partenariat dans le domaine de l’industrialisation
La coopération bilatérale entre Madagascar et la République de Guinée a été renforcée dans le secteur stratégique de (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
«Cours des dirigeants sportifs»: Mpanao gazety 8 miofana
Nanomboka ny alatsinainy teo ny fiofanana « Cours des dirigeants sportifs », izay ahitana mpiofana 24 mianadahy. (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
Omda: Haja Ranjarivo retrouve son fauteuil de directeur
Haja Ranjarivo a été nommé nouveau directeur de l’Office malgache du droit d’auteur (Omda), selon la décision du (…)
[Newsmada] - 10/12/2025

