Baolina kitra – Can 2025: Ny Faraonan’i Egypte no nahazo ny amboara be indrindra

[Newsmada - Madagascar] - 18/12/2025
Hitodika any Maroc avokoa ny mason’ny mpitia baolina kitra afrikanina, afaka efatra andro. Hanomboka amin’ny alahady 21 desambra izao ny andiany faha-35 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2025). Raha ny antontanisa, mbola ny Fa­raonan’i Egypte hatrany no nandrombaka ny amboara be (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

«Salon de la gastronomie», andiany faha-11: Homen-danja manokana ny vokatra sokolà
Hetsika lehibe ho an’ny hainahandro eto Madagasikara. Hanasongadina ny akora, ny vokatra ary ny fahaiza-manao (…)
[Newsmada] - 16/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Manomboka miakatra ny vidim-bary eny an-tsena. Lasa 3 600Ar ny kilaon’ny vary gasy raha toa ka 3 400Ar izany andro (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
Karate-do-Mada isan-tarika: Ekipa 20 no andrasana etsy Mahamasina
Hotanterahina manomboka rahampitso ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja karate, ho an’ny isan-tarika. (…)
[Newsmada] - 18/12/2025
SOMBIM-BAOVAO
Ny ekipan’ny AS Valahara Vakinankaratra no nanolo ny toeran’ny CFFA Andoharanofotsy amin’ny fifanintsanana « Tournoi (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Toetry ny andro : Mbola hanorana eto afovoantany
Hahazo vahana hatrany, amin’ny ankapobeny, ny volonandro fahavaratra hatramin’ ny fisasahan’ny herinandro. Ny (…)
[Newsmada] - 9/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |