Manasa-dalan’ny Can 2025 : Nigeria sy Maroc, Senegal sy Egypte

[Newsmada - Madagascar] - 12/01/2026
Fantatra ny faran’ny herinandro teo, ny anaran’ireo firenena efatra tafita any amin’ny dingan’ny manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra, Can 2025, izay tontosaina any Maroc. Fifanandrinana azo heverina ho mafy avokoa izy ireo. Hifandona amin’ny Lion de L’Atlas (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

DAKA AN-JORONY
Aza atao ranotrambo ny firarian-tsoa Rehefa miandoha tahaka izao ny taona, manao be fiavy ny firarian-tsoa. Eo koa (…)
[Newsmada] - 5/01/2026
Sokitra sy hosodoko : Lavo ny andrarezina, Edouard Rajaona
“Manaraka ny aingam-panahy any fotsiny…”. Fitenin’i Edouard Rajaona rehefa miresaka ny kanto trandrahany io. (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
Brieville-Betsiboka : Very fanahy mbola velona ny mpiasan’ny » Kraoma «
Diso fanantenana sy very fanahy mbola velona ny mpiasan’ny » Kraoma, » any amin’ny kaominina ambanivohitra (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026
“All Africa Music Awards” : Misongadina any amin’ny iraisam-pirenena i Denise
Reharehan’ny Malagasy maneran-tany i Denise. Mbola mitohy ny fisongadinan’ity mpanakanto ity amin’ireo hetsika (…)
[Newsmada] - 13/01/2026
Androm-pirenena ho an’ny kabary: Omen-danja ny fihavana­na sy ny fiarahamonina
Kolontsaina sady soatoavina malagasy anisan’ny miroborobo fatratra ankehitriny ny kabary. Sehatra maro no ahenoana (…)
[Newsmada] - 10/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |