Us Monastir sy ny Jet Kintana : Hiara-miasa hampandroso ny baolina kitra
[Newsmada - Madagascar] - 13/01/2026
Mivelatra hatrany! Nanao fifanarahana, indrindra ho an’ny taranja baolina kitra, ny Jet Kintana, klioba eto Madagasikara, sy ny Union sportive Monastir, ekipa divizionina voalohany any Tunisie. Notontosaina ny faran’ny herinandro lasa teo izany, tany Monastir. Hifanome tanana amin’ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Androm-pirenena ho an’ny kabary: Omen-danja ny fihavanana sy ny fiarahamonina
Kolontsaina sady soatoavina malagasy anisan’ny miroborobo fatratra ankehitriny ny kabary. Sehatra maro no ahenoana (…)
[Newsmada] - 10/01/2026
Minisitra Vololoniaina Lucie: Hisongadina ireo asa maika sy fanarenana
Tao anatin’ny roa volana niasan’ny minisitry ny Fizahantany sy ny asa tanana, Vololoniaina Lucie, efa nazava ny (…)
[Newsmada] - 9/01/2026
Taranja Basikety : Misedra olana ny fifidianana any amin’ny ligin’Atsimo Atsinanana
Araka ny loharanom-baovao mari-pototra, misedra olana ny fifidianana izay ho filohan’ny ligy any Atsimo Atsinanana, (…)
[Newsmada] - 5/01/2026
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio, any Arabia Saodita, ny lalao manasa-dalanan’ny fiadiana ny amboarabe an’i Espagne. Hifanandrina (…)
[Newsmada] - 8/01/2026

