Valanaretina Mpox : Miroso amin’ny fanafarana vaksiny ny fanjakana
[Newsmada - Madagascar] - 14/01/2026
Efa maro ireo miandry vaksiny miaro amin’ny aretina Mpox. Fantatra izao fa efa an-dalam-panafarana izany ny fanjakana. Fantatra nandritra ny tatitra nataon’ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka tao amin’ny TVM fa efa miroso amin’ny fanafarana ny vaksiny miaro amin’ny valanaretina Mpox ny fanjakana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio, any Arabia Saodita, ny lalao manasa-dalanan’ny fiadiana ny amboarabe an’i Espagne. Hifanandrina (…)
[Newsmada] - 8/01/2026
Trail – Saison 2026 : Une vingtaine de compétitions au programme
Le calendrier provisoire de la saison 2026 du trail vient d’être dévoilé. Pas moins de vingt courses figurent au (…)
[Midi Madagasikara] - 14/01/2026
Bazary kely Toamasina : Tovolahy iray nendahan’ireo 4mi, nodorana ny tanany…
Zavatra nitranga ny fetin’ny krismasy ny 24 desambra no nitranga ny fanendahana ity tovolahytaona faha-04 amin’ny (…)
[Midi Madagasikara] - 7/01/2026
Baolina kitra PFL : Lalao roa hahemotra amin’ny fotoana manaraka
Hiverina amin’ny faran’ny herinandro ho avy io, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, (…)
[Newsmada] - 7/01/2026
Us Monastir sy ny Jet Kintana : Hiara-miasa hampandroso ny baolina kitra
Mivelatra hatrany! Nanao fifanarahana, indrindra ho an’ny taranja baolina kitra, ny Jet Kintana, klioba eto (…)
[Newsmada] - 13/01/2026

