Baolina kitra – “CAN 2025” : Nahazo “prize money” 7 tapitrisa dolara i Sénégal

[Newsmada - Madagascar] - 20/01/2026
Nikatona tanteraka ny andiany faha-36 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ny ekipam-pirenena, taranja baolina kitra (Can 2025). Voahosotra ho tompondaka ny Lionan’i Teranga, Sénégal. Ankoatra izay, nahazo “prize money”, mitentina 7 tapitrisa dolara avy amin’ny Kaonfederasionina (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Ankadindravola Ivato : Lehilahy nisandoka ho miaramila voasambotra
Tranomaizina iray ka hatramin’ny dimy taona, miampy lamandy tafakatra hatrany amin’ny sivy tapitrisa ariary no (…)
[Midi Madagasikara] - 19/01/2026
Filaharan’ny Fifa : Tafakatra laharana faha-104 i Madagasikara
Nivoaka afakomaly, tao amin’ny tambajotran-tseraseran’ny Federasionina iraisam-pirenena ho an’ny baolina kitra, ny (…)
[Newsmada] - 21/01/2026
TARATRY ny KANTO
Hisy efatra ny “Star Tour” amin’ity taona 2026 ity. Io no anisan’ny vaovao lehibe nampitain’ny tomponandraikitry ny (…)
[Newsmada] - 14/01/2026
Raharimanantsoa Hugues : Homarihina amin’ny fampiofanana ny faha-80 taonany
Homarihin-dRaharimanan­tsoa Hugues amin’ny fampiofanana sy fifampizarana traikefa ny fankalazany ny faha-80 taonany, (…)
[Newsmada] - 21/01/2026
Fiaraha-miasa : Haverina ny zotra ana habakabaka mankany Afrika Atsimo
Maromaro ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy i Afrika Atsimo. Firenena voalohany (…)
[Newsmada] - 19/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |