TARATRY ny KANTO
[Newsmada - Madagascar] - 14/01/2026
Hisy efatra ny “Star Tour” amin’ity taona 2026 ity. Io no anisan’ny vaovao lehibe nampitain’ny tomponandraikitry ny hetsika, nandritra ny fihaonana sady fifampiarahabana noho ny taona vaovao, omaly, niaraka tamin’ ny mpanao gazety. Antsirabe toy ny mahazatra no manokatra azy, amin’ny Paka. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Mario Prencipe – « De l’analogique au numérique »: Mihaona anaty kanto ny hosodoko fahiny sy ny teknôlôjia
Ny tena zavakanto, tsy lefin’ny vanim-potoana. Azo atao ihany koa ny mampiaraka ny tany aloha amin’ny teknôlôjia (…)
[Newsmada] - 6/01/2026
INDRAY MIJERY
Nisitraka fotodrafitrasa vaovao momba ny rano fisotro madio ny oniversiten’Antananarivo, taorian’ ny fanolorana (…)
[Newsmada] - 12/01/2026
Androm-pirenena ho an’ny kabary: Omen-danja ny fihavanana sy ny fiarahamonina
Kolontsaina sady soatoavina malagasy anisan’ny miroborobo fatratra ankehitriny ny kabary. Sehatra maro no ahenoana (…)
[Newsmada] - 10/01/2026
Baolina kitra : Niorina ny USJF Ravinala vétérans
Hiverina eny an-kianja indray ny klioba USJF Ravinala, taranja baolina kitra. Tsy hifaninana hiady ny ho (…)
[Newsmada] - 13/01/2026
Aretina Mpox : Am-perinasa ny COUSP ao Vakinankaratra
Nahitana tranga nendran-drajako Mpox iray ao Vakinankaratra, olona roa hafa koa ahina ho tratran’izany. Manamafy (…)
[Newsmada] - 10/01/2026

