Raharimanantsoa Hugues : Homarihina amin’ny fampiofanana ny faha-80 taonany

[Newsmada - Madagascar] - 21/01/2026
Homarihin-dRaharimanan­tsoa Hugues amin’ny fampiofanana sy fifampizarana traikefa ny fankalazany ny faha-80 taonany, ny 31 janoary izao. Taranja 4 no hanomezany izany. Eo ny taranja karate-do, Yoseikan Budo, Tai Chi Chuan ary ny Iai Do. Hotan­terahina eny amin’ny Kianja mitafo Ankatso ity (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Basikety : Nomena “Chevalier de l’ordre national” Ratafia
Nentina nomena voninahitra farany teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina ny vata-mangatsiakan-dRakotoarivelo (…)
[Newsmada] - 15/01/2026
Khamenei est encore bien là
Les partisans de la chute du régime des mullahs, même sans être favorables, nit au retour de la monarchie des « (…)
[Midi Madagasikara] - 19/01/2026
TARATRY ny KANTO
Hisy ny dinika fampahafantarana ny “Alahamadibe taona 465”, ny alakamisy 22 janaory izao, amin’ny 8 ora maraina, (…)
[Newsmada] - 20/01/2026
Lalao Olympika ho an’ny tanora: Manendry izay hifaninana ny CIO
Anisan’ny fifaninanana goavana miandry ny mpilalao, amin’ity taona 2026 ity, ny Olympika ho an’ny tanora (JOJ). (…)
[Newsmada] - 21/01/2026
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny fikarohana natao omaly, namoaka ny lisitr’ireo mpilalao hifandona amin’ny Albacete, ny eki­pan’ny Real (…)
[Newsmada] - 15/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |