Tarika Gaspira: Misokatra amin’ny tsenan’ny mozika hatrany ivelany
[Newsmada - Madagascar] - 22/01/2026
Miorim-paka, misy fototra fa mivelatra ihany koa. Izay no lalan-tsaina nitondran’i Solofo ny tarika Gaspira. Ho an’ireo efa nahalala ny mozikan’ny tarika sy ireo liana te hahafantatra, hisy ny seho an-tsehatra voalohany hotontosain’izy ireo ny zoma 23 janoary izao, manomboka amin’ny 8 ora alina, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
SOMBIM-BAOVAO
Tsy handray anjara sy hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, amin’ny taranja baolina kitra « PFL » (…)
[Newsmada] - 17/01/2026
Pureplay Football League : Mitarika vonjimaika ny Disciples FC
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny andro faharoa hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina (…)
[Newsmada] - 20/01/2026
Tarika Gaspira: Misokatra amin’ny tsenan’ny mozika hatrany ivelany
Miorim-paka, misy fototra fa mivelatra ihany koa. Izay no lalan-tsaina nitondran’i Solofo ny tarika Gaspira. Ho (…)
[Newsmada] - 22/01/2026
Football : Le CHAN disparaît, la Ligue des Nations africaine prend le relais
Le Championnat d’Afrique des Nations (CHAN) tire sa révérence après 17 ans d’existence. La CAF, par la voix de son (…)
[Midi Madagasikara] - 19/01/2026
Basikety – “Ratafia” : Andrasana ao amin’ny Kianja mitafo Mahamasina ny razana
Andrasana ao amin’ny Kianja mitafo Mahamasina ny vata-mangatsiakan-dRakotoarivelo Edmond na Ratafia, nodimandry ny (…)
[Newsmada] - 13/01/2026

