Pureplay Football League : Mitarika vonjimaika ny Disciples FC
[Newsmada - Madagascar] - 20/01/2026
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny andro faharoa hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Mitarika vonjimaika ao amin’ny kaonferansy atsimo ny Disciples FC Vakinankaratra. Nahazo fandresena fanindroany, 2 no ho 1, nanoloana ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Us Monastir sy ny Jet Kintana : Hiara-miasa hampandroso ny baolina kitra
Mivelatra hatrany! Nanao fifanarahana, indrindra ho an’ny taranja baolina kitra, ny Jet Kintana, klioba eto (…)
[Newsmada] - 13/01/2026
Perdre la bonne image
Deux annonces majeures du président de la Refondation de la République de Madagascar, Michaël Randrianirina, à son (…)
[Midi Madagasikara] - 16/01/2026
Baolina kitra : Niorina ny USJF Ravinala vétérans
Hiverina eny an-kianja indray ny klioba USJF Ravinala, taranja baolina kitra. Tsy hifaninana hiady ny ho (…)
[Newsmada] - 13/01/2026
TARATRY ny KANTO
« Kabary malagasy: manamafy fihavanana, arofanin’ny fiarahamonina ». Ny kabary io voalaza ao anatin’ny lohahevitry (…)
[Newsmada] - 16/01/2026
Fampianarana: Hiova indray ireo datim-panadinam-panjakana
Hivoaka amin’ity herinandro ity ny tetiandrom-pampianarana vaovao nasiam-panitsiana. Iarahan’ny minisitera maromaro (…)
[Newsmada] - 19/01/2026

