Tarika AmbondronA : Hiaraha-mankalaza amin’ ny mpankafy ny 25 taona
[Newsmada - Madagascar] - 29/01/2026
Tsy iadian-kevitra intsony fa anisan’ireo tarika malaza indrindra eto Madagasikara ny tarika AmbondronA. Naharitra tao anatin’izay laza izay koa, satria efa 25 taona nisiana. 2001-2026. Feno 25 taona amin’ity ny nisian’ny tarika AmbondronA. Nandalo sedra maro vao tonga amin’izao lazany izao ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Kolontsaina sy zavakanto: Mbola vitsy ireo sahy mamatsy tetikasa
Hatramin’izao, mbola ny tontolon’ny hira ihany no mahita hirika. Manome na mampiasa vola hanatanterahina ny (…)
[Newsmada] - 29/01/2026
CENHOSOA Soavinandriana : Am-polony ireo ankizy nodidiana fo maimaimpoana
Hopitaly hany tokana misahana ny fitsaboana ireo zazakely manana fahasarotana ao amin’ny fo ny hopitaly miaramila (…)
[Newsmada] - 31/01/2026
Association des sociologues malagasy ; reboisement à Ambalavao
Légalement fondée suivant le récépissé de déclaration d’association en date du 27 novembre 2025, l’Association des (…)
[Newsmada] - 31/01/2026
Expression : Dav-halte-record !
La guerre entre producteurs et artistes ne date pas d’hier. La plupart du temps, elle se déclare en coulisses. Sur (…)
[Midi Madagasikara] - 2/02/2026
Mahajanga : Miray tsikombakomba amin’ireo mpitondra bajaj ny mpanendaka
« Mivoatra hatrany ny fomba fanaon’ireo olon-dratsy amin’ny halatra sy fanendahana ataony. Raha ny hita tao (…)
[Midi Madagasikara] - 31/01/2026

