Pentathlon Moderne Malagasy: Lasa fa namela mamy ny Maitre Faly

[Newsmada - Madagascar] - 29/01/2026
Misaona ny Federasionina malagasin’ny taranja Penta­thlon moderne (FMPM). Nodi­mandry teo amin’ny faha-51 taonany, afakomaly, Rafilipo­harijaona Faliharimanana na ny Maitre Faly, tale teknika na­sionalin’ny FMPM. Lasa ny Maitre Faly, saingy namela ny tsara ho an’ny taranja sy ireo zandry. Nilaza (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina any Maurice, ny volana febroary ho avy izao, ny fifanintsanana eo amin’ny taranja Taekwondo WT, ho (…)
[Newsmada] - 21/01/2026
Kolontsaina sy zavakanto: Mbola vitsy ireo sahy mamatsy tetikasa
Hatramin’izao, mbola ny tontolon’ny hira ihany no ma­hi­ta hirika. Manome na mampiasa vola hanatanterahina ny (…)
[Newsmada] - 29/01/2026
Nécrologie du 28 janvier 2026
Cliquez pour agrandir L’article Nécrologie du 28 janvier 2026 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
[Midi Madagasikara] - 29/01/2026
Asa fanaovan-gazety : Natsangana ny komity hisolo ny OJM
Natsangana, omaly, ny komity vonjimaika hi­solo toerana ny Hola­fitry ny mpanao gazety (CTOJM), taorian’ny (…)
[Newsmada] - 24/01/2026
Colonel Michaël Randrianirina : «Mettre fin aux doublons dans l’identification des citoyens »
Le lancement officiel de l’enrôlement biométrique national s’est tenu hier au Palais d’État d’Iavoloha, en présence (…)
[Midi Madagasikara] - 28/01/2026

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |