67ha : Telo tamin’ireo « bande des 8 » mpanendaka voasambotra

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 23/12/2024
Fanendahana miharo vono … Izany no tena angadin’ireto tontakely mivondrona ao anatin’ny « bande des 8 », mampiteny ny anarany eny amin’iny faritra 67ha sy ny manodidina iny. Nanao ny asany anefa ny pôlisy, miezaka mametraka hatrany ny filaminana amin’izao ankatoky ny fety izao, ka voasambotra ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Voly vary safiotra : Mahafa-po ny tantsaha ny fanirin’ny ketsa
Hita sahady ny fihatsarana! 15 andro lasa izay no na­fafy ny masomboly vary safiotra tany Ambatondrazaka sy (…)
[Newsmada] - 21/02/2025
Futsal, vehivavy – CAN 2025: Miray vondrona ny Barea sy i Sénégal
Notontosaina omaly, tany Egypte, ny antsapaka amin’ny andiany voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Federasiona malagasin’ny Golf : Nametraka ny fandaharanasany teny amin’ny minisitera
Anisan’ireo taranja mijoro ara-dalàna eto Madagasikara ny golf. Nizara ny tetikasany teny anivon’ny minisiteran’ny (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Fankatoavana ny Kianja Barea: Hofantatra amin’ity faran’ny herinandro ity
Hifantoka tanteraka any amin’ity resaka Kianja Barea ity ny sain’ny mpankafy baolina kitra, mandritra ity faran’ny (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Futsal – Analamanga: Nasiana sokajy roa ny fifaninanana
Hotanterahina any Maroc, ny 22 hatramin’ny 30 avrily ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja (…)
[Newsmada] - 20/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |