Toamasina renivohitra : Tsy nilamina talohan’ny fetin’ny Krismasy

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 28/12/2024
Maro ireo tranga na tsy filaminana niseho talohan’ny fetin’ny Krismasy teo raha ho an’i Toamasina renivohitra no lazaina. Ny zavatra hita aloha saika tsy namoizana aina fa kosa, naharatrana olona. Teo izao ilay halatra vola 8 tapitrisa Ariary avy nalaina tamin’ny banky iray teto Toamasina, izay (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Maevatanàna : Fiara kamiao iray no nilatsaka tao ambanin’ny tetezan’Androtra
Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, izany hoe: fiara kamiao iray avy (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Alasora : Un des auteurs du braquage d’un hôtel, identifié et arrêté
Impliqué dans le braquage d’un hôtel à Alasora et ayant fait l’objet d’un avis de recherche depuis le 3 février, un (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Jirama sandoka : Olona roa karohina
Misandoka ho mpiasan’ny Jirama izy ireo ary milaza fa hanao fitsirihina. Mikonokokona kely eo ary mitaky vola (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
« Engin » simba : mihitsoka ny làlana eo Ambohimangakely
Telo andro izay no sahirana ny fifamoivoizana eo amin’ny lalam-pirenena faharoa izay mifanandrify (…)
[Midi Madagasikara] - 15/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |