Andoharanofotsy : «Inspecteur » sandoka tra-tehaka teo am-pangalàna « regime »

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 31/12/2024
Teo am-pakàna vola tamin’ireo fiara mpitatitra mihitsy ingahy no hitan’ny zandary. Rehefa natonina dia nilaza fa « inspecteur principal de police ». Nalefa hatrany ny fanontaniana ka nisy ny tsy voavaly. Teo no nahafantarana fa mpisandoka andraikitra ranamana. Mba te hakahaka « regime » faran’ny (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Toamasina : Mpiambina matin’ny jiolahy
Niantso vonjeo rehefa nahatsikaritra olon-dratsy tao amin’ny toerana arovany, tsarok’antsy avy hatrany no (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
JJB-Federasiona : Ligy telo no hitsangana tsy ho ela
Nanatanteraka fivoriambe fanao isan-taona ny eo anivon’ ny Federasiona malagasin’ny Jiu-jitsu, ny faran’ny (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Attaque chez un policier : Un inspecteur blessé par balle, son fils abattu
Un drame terrible s’est produit hier aux alentours de 1 heure du matin à Andranomadio, Toamasina. Un jeune homme de (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Fonjan’Antanimora : Natsahatra ny « maputo »
Nafindra kartie miaraka amin’ny maro ireo voafonja ao amin’ny toerana manokana nantsoina hoe maputo. Ny antony dia (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Kitra any Allemagne : Efa tompon-toerana i Bolo
Malagasy mpilalao baolina kitra, efa mametraka ny lazany any Allemagne, i Voaha­riniaina Kanto Fitiavana na i Bolo. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |