TARATRY ny KANTO
[Newsmada - Madagascar] - 2/01/2025
Boky Ako anaty, mitantara ny fahasahiranana iainan’ny mpianatra. Navoaka tamin’ny fomba ofisialy ny herinandro teo. Ahitana tononkalo 69, nosoratan’i Ilo Sederamanana. Nahitana tantara iray, miresaka ny fiainana ankapobeny iainan’ny mpianatra eny amin’ny Oniversite ihany koa ao anatiny. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Futsal, vehivavy – CAN 2025: Miray vondrona ny Barea sy i Sénégal
Notontosaina omaly, tany Egypte, ny antsapaka amin’ny andiany voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Tsy mandry fahalemana i Toamasina : Mpianatra zanaka mpanao gazety niharan’ny herisetra
Ahina tanteraka ny mety hoavin’ny zanak’i Toamasina. Tsy mandeha amin’ny tokony ho izy ny fanabeazana any an-tsekoly (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Mananara avaratra : Trano 13 kila hotohoton’ny afo tao Fahambahy…
Nitrangan’ny haintrano nahatsiravina tao Mananara avaratra, faritra Ambatosoa, tao amin’ny fokontany Fahambahy, (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Futsal – Analamanga: Nasiana sokajy roa ny fifaninanana
Hotanterahina any Maroc, ny 22 hatramin’ny 30 avrily ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Toamasina renivohitra : Tena tsy milamina ny tanana
Nitrangan’ny vono olona indray tao Salazamay P/elle 14//21 ny alin’ny alatsinainy nifoha talata teo tokony (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025