Manakana-Tsaratanàna : Azon’ireo Zandary teo am-pelatanan’ireo jiolahy ny omby halatra niisa 28
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 7/01/2025
Ny faha-02 Janoary taona 2025 teo iny, tokony tamin’ny enina ora maraina no nampandre ny GP2C Hery, lehiben’ny zana-tombim-paritry ny Zandary, ao amin’ny tanànan’i Matsitso, Atoa Josia Banale, izay monina ao Ankaraobato, fokontany Mandanilasiray, kaominina ambanivohitr’i Tsararova, distrikan’i (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 146 ny tantsaha nisitraka kojakojam-pamokarana any amin’ny kaominina Vohilengo, distrika Fenoarivo Atsinanana, (…)
[Newsmada] - 21/02/2025
Toamasina : Mpiambina matin’ny jiolahy
Niantso vonjeo rehefa nahatsikaritra olon-dratsy tao amin’ny toerana arovany, tsarok’antsy avy hatrany no (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Lalan-dratsin’Anjozorobe : « Aide-chauffeur » kamiao, maty teo am-panalàna « patinage »
Nitrangan’ny loza mahatsiravina vokatry ny lalan-dratsy tao amin’ny distrikan’Anjozorobe ny talata hariva lasa teo. (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Itaosy : Trois voleurs de moto, placés en détention
Une moto volée restituée à son propriétaire, trois individus arrêtés. La Police nationale a mis fin aux agissements (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Tsaratanana : Trois enfants meurent après une chute dans un puits
Un tragique accident s’est produit lundi à 11 heures dans la commune rurale de Sarobaratra, district de Tsaratanana. (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025