Andriba RN4 : Taksiborosy iray nosakanan’ny jiolahy, vehivavy iray no naratra mafy
[Midi Madagasikara - Madagascar] - 14/01/2025
Raha somary nangina ny resaka fanafihana sy fisakanana fiara ataon’ireo malaso, eny amin’ny lalam-pirenena fahefatra dia manomboka mahazo vahana indray izany an-kehitriny. Ny angom-baovao hatrany no nahalalana fa fiara taksiborosy iray avy any Antananarivo hihazo any Ankify-Nosy be (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Badminton – « Afrique 2025 » : Fandresena roa sy faharesena iray azon’i Lalaina
Tontosa tany Douala Cameroun, ny alahady lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja badminton, sokajy (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Baolina kitra, sokajy vehivavy : Hatao amin’ny faritra telo ny dingana faharoa
Hotanterahina ny 25 febroary hatramin’ny 1 marsa ho avy izao, any amin’ireo faritra telo : Ihosy sy Antsirabe ary (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny 22 febroary, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fifaninanana Rugby lalaovin’olona fito, (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Toamasina : Mpiambina matin’ny jiolahy
Niantso vonjeo rehefa nahatsikaritra olon-dratsy tao amin’ny toerana arovany, tsarok’antsy avy hatrany no (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025